Teny iditra | arika | ||||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fahatsiarovana; tsy fampiasa afa-tsy amin' ireto teny ireto [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Mémoire [1.3] | ||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||
Teny iditra | arika (rika) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Atao ao ambany rambaramba mba hikodiavany tsara: Iretsy hazo boribory iretsy arika an' itỳ rambaramba ity [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Ce qu'on met sous le traîneau pour le faire rouler [1.3] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Teny iditra | arika | ||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana] Rate [1.19] | ||||||||
Voambolana | Haiaina | ||||||||
Tovy hevitra | bakela ~ katry ~ lambiñana | ||||||||
Tsipelina hafa | ariny | ||||||||
Fivaditsoratra | araky, arika, iraka, karia, raika, rakia, riaka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/12 |