Teny iditra | 1 arintany |
Singan-teny | 2 arina, tany |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Voambolana |
4 Haibolantany |
Fanazavàna teny malagasy |
5 arina vita-Nanahary hita any ambanin' ny tany, avy amin' ireo hazo na ala nivelona efa taon-jato maro ka voatototra tany anaty tany ary mbola mitahiry herim-pirehetana izaitratra [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
6 coal [1.2, 1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 charbon de terre [1.8, 1.13] 8 houille [1.13] |
Ohatra |
9 Ny arintany izay ataina any an-dafy dia tena zava-maniry efa tonga mafy noho ilay zavatra manindry azy ao ambony izay efa nanarona azy ela. [1.357#] |
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 11 arintany, tranainy |
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/24 |