|
|
|
|

Teny iditra 1  aripaka
Fototeny  2 ripaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Azera, asiana ka betsaka no voa, maty: Betsaka ny trano naripaky ny tondradrano ka rova. / Naripaky ny gripy ny mponina teto tamin' ny taona 1919 ka izaitratra no maty
9 Aringana, maty daholo: Naripaky ny fahavalo ny olona nipetraka tamin' ireo trano ireo
10 Fonganina, levonina, tsy misy asiana miangana, atao majifa: Naripaky ny ankizy ny palsony ka tezitra izaitsizy Ra koto [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to be destroyed en masse [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 qu'on couche ou extermine en masse [1.8]
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  aripaka, 14 pariaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21