| Teny iditra | 1 ripaka |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
18 Nahavoazana betsaka (voly na biby ompiana miampatrampatra noho ny aretina, na vono, na fikapana, na loza samihafa): Ripaky ny tafiodrivotra ny zanakazo betsaka tao an-tanimboliko
19 Maty daholo, lany ringana: Ripaky ny barika ny akohon' i Naivo ka nalahelo aoka izany izy [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
20 destroyed in large numbers
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
21 couché ou exterminé en masse
[1.8] |
| Fikambanana | 22 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe ripaka |
| Fivaditsoratra | 23 paraky, 24 pikara, ripaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|