|
|
|
|

Teny iditra1  ariranom-baravarana
Singan-teny  2  ary, rano, varavarana
Sokajin-teny  3  kambanteny
Voambolana  4  Haitao
Fanazavàna teny malagasy  5  tsivalana ambany amin'ny varavarana manana endrika manamora ny fanariana ranonorana [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  6  jet d'eau [1.13]

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16