|
|
|
|

Teny iditra (1/11)1  arỳ
Sokajin-teny  2  tambinteny
Sampanteny 
3  Matoantenin' ny mpanao :
Voambolana  4  Toerana
Fanazavàna teny malagasy  5  Enti-milaza toerana sady tsy hita no lavitra: arỳ andrefan'ny sekoly no mipetraka izahay. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6  there, yonder, signifying a distant place not seen. [1.2]
7  there far away (not in sight) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8  là, là-bas, désigne une chose éloignée ou qu’on ne voit pas [1.3]
9  là-bas (loin, pas visible) [1.8]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
Kamban-teny 
Lohateny 
Tsanganana sy sary iray takila  16  Ny tambinteny rehetra

Teny iditra (2/11)17  ary
Sokajin-teny  18  mpampitohy
Fanazavàna teny malagasy  19  Entina mampitohy ny anarana na ny mpamaritra anarana na ny matoanteny voalaza farany amin' ireo eo aloha raha ohatra ka misy maro voatanisa: Ny akoho sy ny vorona ary ny ondry. / Vizana sy reraka ary kivy irahay nony tafaverina tsy naharo na inona na inona. / Mihinana sy misotro ary mandihy
20  Mampitohy fehezankevitra na fehezanteny anankiroa: Miteny ny mpampianatra ary mihaino ny mpianatra
21  Mampitohy ny fehezankevitra farany amin' ilay voalohany amin' ny ady lojika: Manidina ny vorona rehetra, ary vorona ny akoho, koa amin' izany manidina ny akoho [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  22  and. Generally used after two or more nouns connected by sy, the last of the series being connected by ary. It is like the word and used in commencing English sentences. [1.2]
23  and; in an enumeration sy is used after the first several words and àry before the last one. Ny vy sy ny varàhina àry ny firaka: iron and copper and lead [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  24  et; se met devant le dernier mot d'une énumération, dont les autres mots sont précédés de sy. Ny vy sy ny varàhina àry ny firaka: le fer et le cuivre et le plomb [1.8]
Lohateny 
Tsanganana sy sary iray takila  26  Ny mpampitohy rehetra

Teny iditra (3/11)27  àry
Sokajin-teny  28  tambinteny
Fanazavàna teny malagasy  29  Enti-milaza fehinteny na misolo fehin-teny mihitsy ara: Raha izany àry no izy, inona indray no hitadiavantsika vavolombelona? / Andeha àry isika, anaka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  30  then, as aoka ary, Well then, be it so: Ataovy àry, Do it then. It can easily be distinguished from the conjunction ary by never being the first word of a sentence. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  31  donc. Aoka àry (Soit!) Andeha àry (Hé bien, partez!) Ataovy àry (Faites donc!) [1.3]
32  donc [1.5]
Kamban-teny 
Tsanganana sy sary iray takila  34  Ny tambinteny rehetra

Teny iditra (4/11)35  ary
Sokajin-teny  36  tambinteny
Fanazavàna teny malagasy  37  any [Betsimisaraka] [1.78]
Tsanganana sy sary iray takila  38  Ny tambinteny rehetra

Teny iditra (5/11)39  ary
Sokajin-teny  40  mpamaritra
Sampanteny 
41  Matoantenin' ny mpanao :
42  Matoantenin' ny fameno :
43  Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  44  Misy: Ary isika noho ny fahefan'ny mpahary
45  Manana: Efa ary nify ny zanako [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  46  existed, formed, produced; being. [1.2]
47  made, created, brought into being [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  48  créé, qui existe [1.3, 1.8]
Haiendriteny 
49  Tsotra :
50  Ny hoavy :
Kamban-teny 

Teny iditra (6/11)56  ary
Sokajin-teny  57  anarana
Sampanteny 
58  Matoantenin' ny mpanao :
59  Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  60  Enti-milaza fanipazana, tsy fiheverana zavatra tsy tiana intsony [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  61  action de rejeter [1.3, 1.5]
62  action d'abandonner, de perdre [1.3]
63  action de jeter. Variant: are [1.14]
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 

Teny iditra (7/11)66  ary
Sokajin-teny  67  anarana
Voambolana  68  Haiaina
Fanazavàna teny malagasy  69  taova iray tarika amin'ny mosavin-kena ka mandevona ireo faikafaika avy amin'ny fiasan'ny tena entin'ny ra ao aminy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  70  the milt, the spleen. Ary is the root, but it is never used alone, but always with the suffix pronoun. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  71  la rate [1.3]

Teny iditra (8/11)72  ary
Sokajin-teny  73  anarana
Fanazavàna teny malagasy  74  nonon'omby, tohatra [Tambahoaka] [1.78]

Teny iditra (9/11)75  ary
Sokajin-teny  76  anarana
Fanazavàna teny malagasy  77  fiverenana ilalana [Taimoro] [1.78]

Teny iditra (10/11)78  ary
Sokajin-teny  79  anarana
Voambolana  80  Haizavamaniry
Fanazavàna teny frantsay  81  Action de suinter, de perdre de l'eau, de laisser écouler la sève. On dit, par exemple : manary rano pour les bois qui suintent beaucoup lorsqu'ils sont coupés . manary rano-batsy : laisser écouler sa sève, comme le font certains bourgeons, ex. ceux des palmiers, quand on les perce. manary ronono : sécréter du latex.
82   : Ficus sp. ; également appelé ary-voara [Taisaka]
83  (contraction de
arina) Bridelia tulasneana Baill. (Euphorbiaceae). [Taimoro] [1.196]
[Taisaka]
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (11/11)87  ary
Sokajin-teny  88  anarana
Fanazavàna teny malagasy  89  jereo ariAry [1.1]

Fivaditsoratra  90  ary, arỳ, àry, ray, ary, arỳ, àry, ray, ary, arỳ, àry, ray

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/31