|
|
|
|

Teny iditra1  arisarisa
Fototeny  2  risarisa
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  Atao mitaredretra, lazoina, arirarira: Narisarisany teny ny raharaha, ka, farany, tsy vita mihitsy [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20