Teny iditra | risarisa (risa) | ||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Aretina na havizanana tsy dia mafy loatra [1.1] | ||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Faiblesse, débilitation, maladie [1.3] | ||||||||||||
Voambolana | Fahasalamana | ||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||
| |||||||||||||
Teny iditra | risarisa (risa) | ||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Famindra miadana tsy maka sarotra ary miretareta [1.1] | ||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Action de marcher en se traînant, comme les malades, comme les canards [1.3] | ||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||
| |||||||||||||
Fivaditsoratra | risarisa, sarisary, sirasira |
Nohavaozina tamin' ny 2021/11/23 |