|
|
|
|

Teny iditra 1  aromborombo
Fototeny  2 romborombo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 avela hiromborombo
9 (volombava) Avela haniry misaritadritaka: Nahoana re no dia aromborombo tahaka izao itỳ volombavanao e! [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19