|
|
|
|

Teny iditra 1  romborombo
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  18 Rambondrambony na kitsambony amin' ny zavatra tsy voafarana tsara; ambiny mitaritarika na mitarozadrozaka amin' ny taratasy tsy voadidy tsara: Makà hety hanapahana ny romborombony amin' ity lamba ity [1.1]
19 rambodrambony na tsikambony amin'ny zavatra tsy voafarana tsara [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  20 bavure [1.13]
Fikambanana  21  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe romborombo
Ohabolana  22  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21