|
|
|
|

Teny iditra 1  aromoromo
Fototeny  2 romoromo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Avela hisy romoromo (zavatra mikiramborambo, kilema, tsininy): Aza aromoromo ny moron-tongotr' akanjonao. / Naromoromony ny fihavanana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19