Teny iditra 1/2 romoromo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ambiny mitaritarika, amin-javatra nodidiana na nohetezana ka tsy nifarana tsara: Farano daholo ireo romoromo amin' ity jiafotsy ity fa maharatsy bika azy
Fahasosotsosorana, tsy fifanarahana: Aleo sosoa ampian-tsetsetra, toy izay hena matavy ampian-dromoromo [1.1]
Ohatra Ny romoromo ity ho afaka ihany fa ny ampamoaka misarim-pamotorana no tsy ho tanty! [2.944]
Sampanteny 
Kamban-teny 
Ohabolana 

Teny iditra 2/2 romoromo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tanala] Tsiny, alahelo tsy levona ao am-po: Sindrane ravim-borondra arahin-tsetsetre tahake gisa be arahin-dromoromo (aleo ravim-bomanga arahin-tsetsetra toy izay henangisa arahin-tsiny) [1.78]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2022/01/27