|
|
|
|

Teny iditra 1  aroso
Fototeny  2 roso
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Enti-milaza zavatra omena olona ka entina eo anoloany: Arosoy amin' izao ny vary
9 Asaina miditra, ampidirina: Arosoy ilay olona ao fa efa niandry ela loatra
10 Entina: Naroso tamin' ny fitsarana ny adinay
11 Afindra ho alohaloha kokoa: Naroso ny daty hanaovana fanadinana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  12 to be pushed, to be put forward [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  13 qu'on pousse; qu'on présente; [1.8]
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  aroso, 15 asoro

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21