Teny iditra | 1 aroso |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Enti-milaza zavatra omena olona ka entina eo anoloany: Arosoy amin' izao ny vary Asaina miditra, ampidirina: Arosoy ilay olona ao fa efa niandry ela loatra Entina: Naroso tamin' ny fitsarana ny adinay Afindra ho alohaloha kokoa: Naroso ny daty hanaovana fanadinana |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] to be pushed, to be put forward |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] qu'on pousse; qu'on présente; |
Fototeny | 6 roso |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny aroso io |
Fivaditsoratra | 12 aroso, asoro, orosa, rosoa |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |