|
|
|
|

Teny iditra 1  arotsaka
Fototeny  2 rotsaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Aidina: Arotsahy amin' izay ny vary fa efa mangotraka ny rano
9 Alatsaka amin' ny sekoly, fianaran-draharaha...: Narotsako hianatra ny zanako fa efa lehibe [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be poured into something [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 qu'on verse [1.8]
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  arotsaka, 13 asatroka, 14 asokatra

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21