| Teny iditra | 1 rotsaka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
24 Fampidirana na fandrarahana rano na voa madinika na vovo-javatra ho eo amin' ny toerana ambany tiana hamindrana azy
25 Fidirana ho eo an-tsehatra handray adidy na hianatra na hilalao [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
26 the act of pouring or falling from above
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
27 action de verser de haut en bas, de descendre, de dégringoler, de glisser sur une pente; de présenter ou de se présenter pour un travail, pour un métier
[1.3#550] 28 action d'être versé ou de tomber d'en haut [1.8] |
| Fikambanana | 29 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe rotsaka |
| Fivaditsoratra | 30 koartsa, 31 kosatra, rotsaka, 32 satroka, 33 sokatra, 34 trosaka, 35 tsoraka |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|