|
|
|
|

Teny iditra1  asa aman-draharaha
Singan-teny  2  asa, amana, raharaha
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  enti-milaza ny fitambaran' ny asa atao fivelomana sy ny adidy eo anatrehana avy [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/25