|
|
|
|

Teny iditra 1  asafelika
Fototeny  2 safelika
Sokajin-teny  3  matoanteny mpamaritra
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Atao miolaka, atao misafelika: Aza asafelika any aoriana any ny tananao rehefa mandray zavatra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 à faire aller, qu’on fait aller par des circuits [1.3#554]
10 mettre en parallèle ou en dérivation [1.13]
Tovy hevitra  11 afelika

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22