| Teny iditra | 1 safelika |
| Fototeny | 2 felika |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
23 fiolahana na fihodinana avy amin' ny indrany, fa tsy mamantana mahitsy; fandeha miolika na miolaka na misompirana aloha vao mihodina sy mizotra
[1.10] 24 Fandehanana any ambadika, fanaovana ankodina fa tsy manatrika 25 Famelezana avy any ivoho fa tsy eo anoloana: an-tsafelika no namelezan' ny fahavalo 26 Olakolaka, olikolika tsy mivantana: tsy tsara ny manao safeli-teny fa aleo milaza mivantana [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
27 détours
[1.3, 1.5] 28 tours, circuits faits avec la main, le bras, les pieds, des cordes, cirduits faits dans la marche 29 action de faire des circuits pour surprendre, pour arrêter 30 ruses, ambages, circonlocutions, allusions [1.3] 31 action de surprendre par des détours [1.5] |
| Ohatra |
32 Tsy inona io, fa ny fahaizany mananatra amin' ny alalan' ny safelika an-teny.
[2.245#]
|
| Fikambanana | 33 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 5 misy ny teny hoe safelika |
| Ohabolana | 34 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 35 fiselaka, safelika |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|