Teny iditra asalovana (salovana)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Atao eo anoloana mba hanelingelina: Aza asalovana olona eo io akalana io fa esory [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : asalovana, asalovako, asalovanao, asalovany, asalovantsika, asalovanay, asalovanareo, asalovan', asalovan-, asalovam-, asalova-
Ny lasa : nasalovana, nasalovako, nasalovanao, nasalovany, nasalovantsika, nasalovanay, nasalovanareo, nasalovan', nasalovan-, nasalovam-, nasalova-
Ny hoavy : hasalovana, hasalovako, hasalovanao, hasalovany, hasalovantsika, hasalovanay, hasalovanareo, hasalovan', hasalovan-, hasalovam-, hasalova-
Filaza mandidy : asalovano

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20