|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  salovana
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  14 Fankanesana eo anoloan' ny hafa ka manembantsembana azy
15 Fitenenana avy hatrany alohan' ny hafa ka tsy ahazoan' izato milaza ny heviny
16 Ny eo anoloana amin' ny tarehy: Salovan-tava. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  17 the front [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  18 le devant, le front [1.8]
Fikambanana  19  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe salovana

Teny iditra (2/2) 20  salovana
Sokajin-teny  21  anarana
Fanazavàna teny malagasy  22 [Sihanaka] lamba nakambana ny tondrony roa ka itsofohan'ny vehivavy [1.78]
23 [Tanala] (salovaña) fitafiana fitondran'ny vehivavy any amorontsiraka antsinanana any izay mivitrana ny lanin roa, fitafiana fitondrany na adavan'andro aza [1.78]
24 Lamba atao arondoto eo anoloana [1.1]
Tovy hevitra  25 salova

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22