Teny iditra asaly
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy A woman's garments. (Prov.) [Swa. shali?] [1.2]
Voambolana 

Teny iditra asaly (saly)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] Atono [1.78]
 Atao eo ambony afo vetivety mba ho azo hanina [1.1]
Voambolana 
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : asaly, asaliko, asalinao, asaliny, asalintsika, asalinay, asalinareo, asalin', asalin-, asalim-
Ny lasa : nasaly, nasaliko, nasalinao, nasaliny, nasalintsika, nasalinay, nasalinareo, nasalin', nasalin-, nasalim-
Ny hoavy : hasaly, hasaliko, hasalinao, hasaliny, hasalintsika, hasalinay, hasalinareo, hasalin', hasalin-, hasalim-
Filaza mandidy : asalio

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20