|
|
|
|

Teny iditra1  asampina (sampina)
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  Enti-milaza ny ila lamba asampy amin' ny soroka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  To be put over the shoulders [1.2#549]
Fanazavàna teny frantsay  5  à mettre de manière à faire pendre un bout sur une épaule [1.3#571]
Ohatra  6  lamba asampina somary miboraboraka. [2.313#]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny asampina io

Fivaditsoratra  12  asampina, manapisa, sampaina

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/06