|
|
|
|

Teny iditra1  asampino
Fototeny  2  sampina
Sokajin-teny  3  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana asampina
Ohatra  4  asampino ny lambanao fa hiainga isika [1.1]
Tsanganana sy sary iray takila  5  Ny matoantenin' ny iharana mandidy rehetra

Fivaditsoratra  6  asampino, isampano, mpisaona

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05