|
|
|
|

Teny iditra 1  asaoka
Fototeny  2 saoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Atao saoka, atao fanampy (tapa-damba anampy amin' ny didy akanjo): Soga voantondro telo no nasaoka ilay lohaka fa tery loatra [1.1]
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  10 akasao, 11 asakao, asaoka, 12 asoaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21