|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  saoka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Lamba anampy ny akanjo amin' ny faritra sasantsasany hanalehibe azy; safiny
Voambolana  4  Toe-karena: zaitra
Sampanteny 
5  Matoantenin' ny mpanao :
6  Matoantenin' ny iharana :
7  Matoantenin' ny fameno :
8  Anarana :
9  Mpamaritra :
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny saoka io

Teny iditra (2/2)11  saoka
Sokajin-teny  12  anarana
Fanazavàna teny malagasy  13  [1.1] Ny eo ambanin' ny molotra ambany; saomaka.
Fanazavàna teny anglisy  14  [1.7] the chin
Fanazavàna teny frantsay  15  [1.8] le menton
Ohatra  16  Ny volombava tsy miromborombo ary tsy malama, fa milantolanto amin' ny molotra sy ny saoka. [1.436#]
Voambolana  17  Haiaina
Haiendriteny 
18  Tsotra :
19  Tovonana :
Kamban-teny 
Manontolo 
Anaran' akora mamorom-batana 
Ohabolana  37  Ohabolana misy io teny saoka io

Fivaditsoratra  38  akaso, akosa, asako, asaok, asoak, asoka, kasao, kasoa, sakao, sakoa, Sakoa, saoka, soaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08