Teny iditra | 1 asaoka (saoka) |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Atao saoka, atao fanampy (tapa-damba anampy amin' ny didy akanjo): Soga voantondro telo no nasaoka ilay lohaka fa tery loatra [1.1] |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 8 Ohabolana misy io teny asaoka io |
Fivaditsoratra | 9 akasao, asakao, asaoka, asoaka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |