|
|
|
|

Teny iditra1  asaramanitra
Fototeny  2  asara
Sokajin-teny  3  anarana
Voambolana  4  Fotoana
Fanazavàna teny malagasy  5  Teny ilazana ny fandroana malagasy [1.1]
6  volana voalohany amin'ny taona [Tambahoaka, Bezanozano] [1.78]
7  anaram-bolana faharoa amin'ny taona [Sihanaka] [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  8  [manitra, fragrant.] The month in which the new year's festival, called fandroana, is held. See alahamady. [1.2]
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny asaramanitra io

Fivaditsoratra  10  asaramanitra, Tsaramaraina

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31