Teny iditra asa tany
Singan-teny asa ; tany
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Asa fambolena, izany hoe fitrandrahana ny tany [1.1]
Ohatra Namporisika ny asatany izy ka nampanao fefiloha betsaka, ahazoana manova ho tanimbary ireo farihy sy petsapetsa. [2.332]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/16