|
|
|
|

Teny iditra 1  asembana
Fototeny  2 sembana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Asakana, izay mahatonga ho voasakantsampona: Ho lasa ihany isika amin' ny alatsinainy raha tsy misy zavatra hasemban' ny fanahy ratsy ny diantsika [1.1]

Fivaditsoratra  asembana, 9 sabamena

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19