|
|
|
|

Teny iditra 1  sembana
Sokajin-teny  2  anarana na mpamaritra
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  16 Aretina tampoka tsy nampoizina, tsy nahina: Voan' ny sembana ny zaza
17 Azon' aretina tampoka: Sembana ny zanako halina
18 Azon-tsampona, azon-javatra manampontsampona: Sembana ny dianay ~ Semban-drahona ny volana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  19 maladie subite, imprévue [1.54]
Voambolana  20  Fahasalamana
Fikambanana  21  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe sembana

Fivaditsoratra  22 sambane, sembana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20