|
|
|
|

Teny iditra 1  asendrasendra
Fototeny  2 sendrasendra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
8 Entina maminavina ara-keviny (enti-milaza akoholahy atao fitsapana): Tsy manaiky aho raha ny akohoko no asendrasendra [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19