|
|
|
|

Teny iditra 1  sendrasendra
Fototeny  2 sendra
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Tambinteny :
Fanazavàna teny malagasy  18 [Bezanozano] vintana, anjara [1.78]
19 Tsy nampoizina, tsitointoina, zavatra tsy nampoizina: Sendrasendra no nahitako azy ~ Misy tokoa ny sendrasendra
20 Raha ohatra ka...: Sendrasendra, hono, ka mahita volamena iray kilao isika [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  21 occuring by chance [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  22 qui arrive ou se passe par hasard [1.8]
Tovy hevitra  23 sendra
Mpanahaka  24  ambivitra, 25  anjara, 26  an-tsapaka, 27  avivitra, 28  divi-janahary, 29  kendry tohina, 30  kinanga, 31  kisendrasendra, 32  lakalaka, 33  maty vavany, 34  samba-samba, 35  sendrasendra vary amin' ananana, 36  tsy nahy, 37  tsy nampoizina, 38  tsy satry, 39  tsitointoina, 40  variraiventy, 41  vintana
Fikambanana  42  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe sendrasendra
Ohabolana  43  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22