|
|
|
|

Teny iditra 1  asondrotra
Fototeny  2 sondrotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Atao ho avoavo kokoa: Asondroty io sary io fa iva loatra ~ Asondroty ny feo
9 Akarina, ampiana tovona; tovonana: Hasondrotray ny tranonay amin' ny taona ho avy
10 Atao amin' ny toerana ambonimbony kokoa, omena voninahitra: Nasondrotry ny fanjakana izy fa nahavita be tamin' ny firenena [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  11 à élever, à hausser, à augmenter, à promouvoir en dignité, à relever, à faire dépasser, à faire monter: Iva loatra io sary io ka tokony hasondrotra (Ce tableau est trop bas, il faut l'élever) ~ Tokony hasondrotra ny tranonao (Vous devriez exhausser votre maison) ~ Nasondrotry ny fanjakana izy (L'administration l'a promu à un poste plus élevé) [1.3]
Fikambanana  12  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe asondrotra
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21