|
|
|
|

Teny iditra 1  sondrotra
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  20 Fitomboana miakatra; fiakarana amin' ny avo, sandratra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  21 croissance, augmentation, action de s'élever, de monter, de dépasser [1.3#629#629#629]
22 (toute l'île, mais on prononce sondro dans certaines régions). Croissance d'une plante, d'un arbre. Il s'agit de la croissance globale ou du tronc principal [1.196]
Voambolana  23  Haizavamaniry
Fikambanana  24  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe sondrotra

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20