| Teny iditra | 1 asongadina |
| Fototeny | 2 songadina |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Avahana tsara; avongady, aboridana
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9 to be uncovered
[1.2#588] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 à séparer, à écarter, à isoler ; à dépouiller de ses vêtements
[1.3#630] |
| Ohatra |
11 Azo asongadina fa lanin' ny sakafo ny antsasaky ny vola miditra, taratry ny fahantrana izany.
[4.27#]
|
| Fivaditsoratra | 12 asangodina, asongadina |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19 |
|