|
|
|
|

Teny iditra 1  songadina
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  20 Fihanjahanjana, fiboridanana
21 Fiavahana tsara amin' ny hafa. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  22 séparation, isolement
23 nudité [1.3#630]
Ohatra  24  Ovako endrika araka ny ohatra ny teny nasongadina eo ankavia dia afenoko ny banga eo an' ila. [2.445#]

Fivaditsoratra  25 sangodina, songadina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20