|
|
|
|

Teny iditra1  atafa
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  karazan-kazo [Betsimisaraka] [1.78]
4  atafana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  a tree whose branches grow out horizontally, and the kernel of whose fruit is edible. Terminalia catapp, L. Same as atafana (Betsim.), hatafa (Betsim.), and hatafana (Betsim.). [Betsimisaraka] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6  espèce d'arbre, badamier. [Tankarana] [1.19]
7  Terminalia catappa L. (Combretaceae). Le Badamier, arbre souvent planté sur les promenades et auprès des habitations, au bord de la mer. Son nom vient de tafa : causerie, conversation, parce que les gens aiment bien se grouper sous son ombre pendant les heures chaudes, pour y discuter. Amande de fruit comestible. Le fruit lui-même, commercialisé autrefois sous le nom de "myrobalan" jouissant d'une grande réputation médicinale. On en administrait la décoction pour arrêter les diarrhées profuses. Il est très riche en tannins [Betsimisaraka] [1.196]
8  [Taimoro]
9  [Tanosy]
10  [Mahafaly]
Ohatra  11  Toy ny niezaka nanome endrika ny tanàna ihany anefa, ny foto-bolotsangana maromaro mavo vatana nahafinaritra, teo afovoan-tanàna, ny atafa vitsivitsy nanalo-kaloka ombieny ombieny sy ny mokonazy izay samy hazo nampiavaka an' ilay renivohitr' i Boina. [2.356]
Voambolana  12  Haizavamaniry
Tovy hevitra  13  antafa, antafana, atafana, hatafa, hatafana
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2024/09/26