Teny iditra | ataingina (taingina) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Atao na apetraka eo ambony: Ataingeno eo ambony fatana ny vilany [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Used of that placed upon something [1.2] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Ce que l’on superpose, celui ou ce qu’on met à califourchon ; ce gu'on offre de plus qu’un autre [1.3] | ||||||||
Ohatra |
| ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | ataingina, taingaina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/06 |