Teny iditra ataingeno (taingina)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana ataingina [fitanisana]
Ohatra 
1Ataingeno eo ambony fatana ny vilany [1.1]
2Avia, hoy izy, tano ity babo ity, dia fatory ary ataingeno eny ambony omby anankiray. [2.895]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/06