Teny iditra | 1 atakarina |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Avala hiresaka, hihinana any an-tranon' olona: Aza atakarina any an-tranon' olona ny zanakao fa mahamenatra |
Fototeny | 4 takarina |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 9 atakarina, taranakay |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |