|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  takarina
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  11 Fandehanana miresaka na mihinana any an-tranon' olon-kafa [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  12 action de chercher à causer et à manger chez les autres [1.3#650]
Ohatra  13  Raha mararin-teny, aza tia takarina. [2.69#]
14  Tsy ho haiko vinaniana, tsy ho azoko takarina. [2.928#]
15  Miendrikendrika hevitra somary saro-takarina ihany io na dia izany aza. [1.369#]
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2) 17  takarina
Fototeny  18 takatra
Sokajin-teny  19  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
20  Ny ankehitriny :
21  Ny lasa :
22  Ny hoavy :
23  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  24 Ezahina tratrarina amin' ny tanana: Takaro kely io sary hitsinao io [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  25 to be reached, to be attained to [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  26 auquel on atteint, où l'on arrive [1.8]

Fivaditsoratra  27 akitrana, 28 anatrika, 29 antarika, 30 antraika, 31 katraina, takarina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/28