Teny iditra | atakotra (takotra) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Entina manakotra, manarona amin' ny takotra [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Ce dont on se sert pour cacher: Lainga indray no natakony ny helony (Il a encore caché son crime par un mensonge) [1.3] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | atakotra, koratata |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |