|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1  takotra
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Tampina ary miafina; tsy hita izay ao ambadika: Takotry ny ratsy ny soa vitany [1.1]
Ohabolana  4  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/3) 5  takotra
Sokajin-teny  6  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  18 Sarom-bilany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  19 the lid of a cooking pot. Compare sarona [1.2]
20 [Provincial] In the provinces, a basket used to carry dry fish. [1.2]
21 the lid of a cooking pot [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  22 couvercle d'une marmite, etc. [1.8]
Fikambanana  23  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 7 misy ny teny hoe takotra

Teny iditra (3/3) 24  takotra
Sokajin-teny  25  anarana
Fanazavàna teny frantsay  26 [Tanosy] (de takotra : couvercle de marmite ou d'un autre ustensile ; allusion aux très curieuses urnes ou ascidies de cette plante insectivore, qui sont effectivement pourvus d'un couvercle). Nepenthes madagascariensis Poir. (Nepenthaceae). Les enzymes protéolytiques secrétées par les urnes mériteraient une étude scientifique. [1.196]
Voambolana  27  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21