Teny iditra atambesatra (tambesatra (vesatra))
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Ilazana ny tanana entina manindry mba hampahavesatra: Aza atambesatra eo ambony entana ny tananao fa tsy zakako [1.1]
Fanazavàna teny frantsay (la main) avec laquelle on pèse dessus [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : atambesatra, atambesatro, atambesatrao, atambesany, atambesatsika, atambesatray, atambesatrareo, atambesatr', atambesa-, atambesatry
Ny lasa : natambesatra, natambesatro, natambesatrao, natambesany, natambesatsika, natambesatray, natambesatrareo, natambesatr', natambesa-, natambesatry
Ny hoavy : hatambesatra, hatambesatro, hatambesatrao, hatambesany, hatambesatsika, hatambesatray, hatambesatrareo, hatambesatr', hatambesa-, hatambesatry
Filaza mandidy : atambesaro

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20