Teny iditra | tambesatra (vesatra) | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fanindriana mafy eo ambony zavatra anankiray mba hampahavesatra azy kokoa [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be leaned or weighed heavily upon [1.7] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Contre ou sur qui (quoi) on s'appuie [1.8] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |