Teny iditra | atampody (tampody (fody (ody))) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Asaina miverina ny andro iny ihany amin' ny toerana nialàna: Atampodio Ikoto fa mangingina izaho irery [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |