|
|
|
|

Teny iditra1  tampody
Fototeny  2  fody
Sokajin-teny  3  anarana
Sampanteny 
4  Matoantenin' ny mpanao :
5  Matoantenin' ny iharana :
6  Matoantenin' ny fameno :
7  Anarana :
8  Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  9  fiverenana androtry ny niala ihany [Taisaka] [1.78]
10  Teny ilazana ny fiverenana amin' ny toerana nialana ny androtr' iny ihany
11  Fomba fanjairana mandroso sy miverina toy izao: atsofoka eo aorian' ny nivoahany ny fanjaitra, dia avoaka indray kosa eo alohan' ny nivoahany, ary dia toy izany hatrany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  12  the act of setting out and coming back the same day [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  13  action de partir et revenir le même jour [1.8]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31