Teny iditra | atanila (ila) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Atao miraika mampiseho ny ila na lafiny iray: Atanilao ny varavarana [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be shoved to one side, to be put to one side [1.7] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | être mis à côté, à part; qu'on incline [1.8] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | atanila, tailana |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |