|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1  ila
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Tambinteny :
Fanazavàna teny malagasy  19 [Antesaka] ilany [1.78]
20 Faritra misy ny tehezana amin' ny tenan' ny olombelona: Misy marary ato amin' ny ilako havia ato
21 Lanimandry, lafy
22 Ampahany: Nolokoana fotsy ny ila varavarana atsimo / Misy ila tanimbariko hamidy raha hovidinao
23 Faritra: Be ala ny ila atsinanan' i Madagasikara
24 Antsasaka: Omeo ahy hovidiko itỳ ila tratran' omby itỳ [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  25 the side of anything, a piece, generally a half of anything. It is mostly used with the suffix pronoun -ny, as : ilany, its side, half of it. [Malay Balah (?)] [1.2]
26 the side, a half [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  27 côté, moitié [1.8]
28 moitié, façade, membre, flanc [1.13]
Mpanahaka  29  takiba, 30  tehezana
Fikambanana  31  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 48 misy ny teny hoe ila
Ohabolana  32  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/3) 33  ila
Sokajin-teny  34  Tsy lazaina
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  42 Fitadiavana, fizahana, fikarohana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  43 (root) [1.2]

Teny iditra (3/3) 44  ila
Sokajin-teny  45  anarana
Fanazavàna teny malagasy  46 [Tanala] fihetsiketsika, hadalana, tsy fandinihana, tsy fiheverana [1.78]

Fivaditsoratra  47 aly, ila, 48 'lay, lay, 49 Lià, lia

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19